1 Kings 19:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Jeho, zanak’i Nimsy, kosa dia hosory ho mpanjakan’ny Israely; ary i Elisa, zanak’i Safata, avy any Abela-Mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hosory ho mpanjakan’i Israely i Jehoa, zanak’i Namsì, ary hosory ho mpaminany handimby anao i Elisea, zanak’i Safata, avy any Abela Mehôlà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hosory ho mpanjakan’i Israely koa i Jehò zanakalahin’i Nimsỳ; ary hosory ho mpaminany handimby anao i Elisà zanakalahin’i Safata sady avy any Abela-Mehôlà.
Malagasy Bible 1865
Ary Jeho,zanak'i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan'ny Isiraely; ary Elisa, zanak'i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Jeho, zanak’i Nimsy, kosa dia hosory ho mpanjakan’ny Israely; ary i Elisa, zanak’i Safata, avy any Abela-Mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao.
malagasy
Ary Jeho,zanak'i Nimsy, dia hosory ho mpanjakan'ny Isiraely; ary Elisa, zanak'i Safata, avy any Abela-mehola, dia hosory ho mpaminany handimby anao.