1 Kings 19:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela dia hovonoin’i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa dia hovonoin’i Elisa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka izay ho afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela dia hovonoin’i Jehoa, ary izay ho afa-mandositra ny sabatr’i Jehoa dia hovonoin’i Elisea.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela, dia ho fatin’i Jehò; ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jehò kosa dia ho fatin’i Elisà.
Malagasy Bible 1865
Ary izay afa-mandositra ny sabatr'i Hazaela dia hovonoin'i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr'i Jeho kosa dia hovonoin'i Elisa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Hazaela dia hovonoin’i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr’i Jeho kosa dia hovonoin’i Elisa.
malagasy
Ary izay afa-mandositra ny sabatr'i Hazaela dia hovonoin'i Jeho; ary izay afa-mandositra ny sabatr'i Jeho kosa dia hovonoin'i Elisa.