1 Kings 19:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony nandry teo izy ka natory, indro nisy anjely nanohina azy ka niteny taminy hoe: Miarena ka homàna!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandry izy, ka natory teo ambanin’ilay kofafambohitra. Fa indro nisy Anjely nanohitra azy kosa, nanao taminy hoe: «Miarena ianao, hihinana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandry izy ka natory teo ambanin’ilay hazo kely midoroboka. Ary indro nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe: –Mifohaza ka mihinàna.
Malagasy Bible 1865
Ary raha nandry natory teo ambanin'ny anjavidy anankiray izy, indro, nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe. Miarena, ka homàna.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony nandry teo izy ka natory, indro nisy anjely nanohina azy ka niteny taminy hoe: Miarena ka homàna!
malagasy
Ary raha nandry natory teo ambanin'ny anjavidy anankiray izy, indro, nisy anjely nanohina azy ka nanao taminy hoe. Miarena, ka homàna. [Heb. rotema; zava-maniry mifanahatahaka amin'ny kifafam-bohitra]