1 Kings 19:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nijery izy ka indro, teo anilan’ny lohany dia nisy mofo voaendy tamin’ny vato mahamay sy rano iray tavoara. Nihinana sy nisotro izy dia nandry indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nijery izy, ka indro tao amin’izay niondanany, nisy mofo nendasina tamin’ny vato nohafanaina, sy rano iray tavoara; ary rehefa nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nijery izy ka indro nisy mofo voaendy tamin’ny vato mahamay sy rano iray tavoara teo anilan’ny lohany. Rehefa avy nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray;
Malagasy Bible 1865
Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan'ny lohany nisy mofo voaendy tamin'ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nijery izy ka indro, teo anilan’ny lohany dia nisy mofo voaendy tamin’ny vato mahamay sy rano iray tavoara. Nihinana sy nisotro izy dia nandry indray.
malagasy
Dia nijery izy, ka, indro, teo anilan'ny lohany nisy mofo voaendy tamin'ny vato mahamay sy rano iray tavoara; ary nihinana sy nisotro izy, dia nandry indray.