1 Kings 19:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga nanohina azy fanindroany ilay Anjelin’NY TOMPO dia nanohina azy ka niteny hoe: Mifohaza ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tonga fanindroany indray ilay Anjelin’i Iaveh, nanohina azy, sy nanao taminy hoe: «Miarena ianao fa lavitra loatra ho anao ny dia halehanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
nefa niverina ilay anjelin’ny TOMPO ka nanohina azy sady nanao hoe: –Mifohaza ary mihinàna, fa mbola tena lavitra ny halehanao.
Malagasy Bible 1865
Ary avy fanindroany indray Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanohina azy ka nanao hoe: Mitohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga nanohina azy fanindroany ilay Anjelin’NY TOMPO* dia nanohina azy ka niteny hoe: Mifohaza ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao.
malagasy
Ary avy fanindroany indray Ilay Anjelin'i Jehovah, dia nanohina azy ka nanao hoe: Mitohaza, ka homàna, fa lavitra loatra ny halehanao.