1 Kings 19:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany izy dia niditra tao anatin’ny zohy iray ka nandany ny alina tao. Ary indro, tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe: Manao inona eto ianao, ry Elia?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony mby tany izy niditra tao anaty zohy, dia nandry tao. Ary indro tonga taminy ny tenin’i Iaveh ka nanao taminy hoe: «Maninona atỳ ianao, ry Elia?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa tonga tao Hôreba i Elià, dia niditra tao amin’ny zohy iray ka natory tao. Ary nisy tenin’ny TOMPO taminy nanao hoe: –Inona no ataonao eto, ry Elià?
Malagasy Bible 1865
Ary niditra tao anatin'ny zohy izy ka nitoetra tao. Ary, indro, tonga taminy ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Manao inona atỳ ianao, ry Elia?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany izy dia niditra tao anatin’ny zohy iray ka nandany ny alina tao. Ary indro, tonga taminy ny tenin’NY TOMPO hoe: Manao inona eto ianao, ry Elia?
malagasy
Ary niditra tao anatin'ny zohy izy ka nitoetra tao. Ary, indro, tonga taminy ny tenin'i Jehovah nanao hoe: Manao inona atỳ ianao, ry Elia?