1 Kings 2:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nodimandry any amin’ny razany i Davida ka nalevina ao an-Tanànan’i Davida.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandry any amin’ny razany i Davida, ka nalevina tao an-tanànan’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany i Davida, dia nalevina tao an- tanànan’i Davida.
Malagasy Bible 1865
Ary Davida dia lasa nodi-mandry any amin'ny razany ka nalevina ao an-Tanànan'i Davida.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nodimandry any amin’ny razany i Davida ka nalevina ao an-Tanànan’i Davida.
malagasy
Ary Davida dia lasa nodi-mandry any amin'ny razany ka nalevina ao an-Tanànan'i Davida.