1 Kings 2:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo taona ny fotoana nanjakan’i Davida teo amin’ny Israely; tao Hebrona no nanjakany fito taona ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efapolo taona no andro nanjakan’i Davida tamin’i Israely, ny fito taona nanjakany tany Hebrôna, ary ny 33 taona tao Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Naharitra efapolo taona no nanjakàn’i Davida tamin’i Israely, ka fito taona tao Hebrôna ary telo amby telopolo taona tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nanjakan'i Davida tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo taona ny fotoana nanjakan’i Davida teo amin’ny Israely; tao Hebrona no nanjakany fito taona ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telopolo taona.
malagasy
Ary ny andro nanjakan'i Davida tamin'ny Isiraely dia efa-polo taona; tao Hebrona no nanjakany fito taona, ary tao Jerosalema no nanjakany telo amby telo-polo taona.