1 Kings 2:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida rainy i Solomona ary niorina tsara ny fanjakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary i Salômôna nipetraka teo amin’ny seza fiandrianan’i Davida rainy, ary niorina tsara ny fanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
I Salômôna no nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida rainy ary niorina tsara ny fahefàm-panjakany.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona nipetraka teo amin'ny seza fiandrianan'i Davida rainy; ary ny fanjakany dia niorina tsara
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nipetraka teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida rainy i Solomona ary niorina tsara ny fanjakany.
malagasy
[Ny nataon'i Solomona hampiorina tsara ny fanjakany] Ary Solomona nipetraka teo amin'ny seza fiandrianan'i Davida rainy; ary ny fanjakany dia niorina tsara