1 Kings 2:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa izy: Misy teny kely holazaiko aminao. Dia hoy Ravehivavy: Lazao ary!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
sady nampiany hoe: «Misy teny indraimbava holazaiko aminao.» Ka hoy ravehivavy; «Lazao àry.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa izy: –Misy teny kely holazaiko aminao. Dia hoy ravehivavy: –Lazao àry.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa izy: Misy teny kely holazaiko aminao. Ary hoy ravehivavy: Lazao ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa izy: Misy teny kely holazaiko aminao. Dia hoy Ravehivavy: Lazao ary!
malagasy
Ary hoy koa izy: Misy teny kely holazaiko aminao. Ary hoy ravehivavy: Lazao ary.