1 Kings 2:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, zavatra iray loha no mba angatahiko aminao ka aza dia lavinao aho. Hoy Ravehivavy taminy: Lazao ary!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, zavatra iray ihany no mba hangatahiko aminao, ka aza dia lavinao aho.» Dia hoy ravehivavy namaly azy: «Lazao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Zavatra tokana no mba angatahiko aminao ankehitriny, ka aoka re mba tsy holavinao. Ary hoy ravehivavy taminy: –Lazao àry.
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny zavatra iray loha no mba angatahiko aminao; ka aza dia lavinao aho. Ary hoy ravehivavy taminy: Lazao ary.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, zavatra iray loha no mba angatahiko aminao ka aza dia lavinao aho. Hoy Ravehivavy taminy: Lazao ary!
malagasy
Koa ankehitriny zavatra iray loha no mba angatahiko aminao; ka aza dia lavinao aho. Ary hoy ravehivavy taminy: Lazao ary.