1 Kings 2:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Miangavy anao aho, mitenena amin’i Solomona mpanjaka, fa tsy handa anao izy, mba homeny ho vadiko i Abisaga sonemita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia ho izy: «Miangavy anao aho hilaza amin’i Salômôna mpanjaka, fa tsy handà anao izy, mba hanomezany an’i Abisaga Sonamita ho vadiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy i Adônià: –Miangavy anao re aho hiteny amin’i Salômôna mpanjaka, (fa tsy handà anao izy) mba hanomezany ahy an’i Abisaga avy any Sonema ho vadiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin'i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy). mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Miangavy anao aho, mitenena amin’i Solomona mpanjaka, fa tsy handa anao izy, mba homeny ho vadiko i Abisaga sonemita.
malagasy
Dia hoy izy: Masìna ianao, mitenena amin'i Solomona mpanjaka (fa tsy handà anao izy). mba homeny ho vadiko Abisaga Sonemita.