1 Kings 2:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Batseba: Eny ary, hilaza ny momba anao amin’ny mpanjaka aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Betsabea: «Tsy maninona fa dia hiteny amin’ny mpanjaka ny aminao aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy i Baty-Seba: –Eny àry fa dia hiteny momba anao amin’ny mpanjaka aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Batseba: Eny ary, fa izaho dia hilaza ny teninao amin'ny mpanjaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Batseba: Eny ary, hilaza ny momba anao amin’ny mpanjaka aho.
malagasy
Ary hoy Batseba: Eny ary, fa izaho dia hilaza ny teninao amin'ny mpanjaka.