1 Kings 2:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny reniny: Misy zavatra kely iray loha mba angatahiko aminao ka aza dia lavinao aho. Hoy ny mpanjaka: Angataho ary, ry Ineny, fa tsy handa anao aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay izy vao niteny hoe: «Misy zavatra kely anankiray hangatahiko aminao, ka aza dia lavinao aho.» Ary hoy ny mpanjaka taminy: «Mangataha, ry reny, fa tsy handà anao aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy i Baty-Seba taminy: –Misy zavatra kely iray angatahiko aminao, ka aoka mba tsy holavinao. Ka novalian’ny mpanjaka hoe: –Angataho izay tianao, ry neny, fa tsy handà izany aho.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Misy zavatra kely iray loha mba hangatahiko aminao, ka aza dia lavinao aho. Ary hoy ny mpanjaka: Angataho ary, ry ineny, fa tsy handà anao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny reniny: Misy zavatra kely iray loha mba angatahiko aminao ka aza dia lavinao aho. Hoy ny mpanjaka: Angataho ary, ry Ineny, fa tsy handa anao aho!
malagasy
Ary hoy izy: Misy zavatra kely iray loha mba hangatahiko aminao, ka aza dia lavinao aho. Ary hoy ny mpanjaka: Angataho ary, ry ineny, fa tsy handà anao aho.