1 Kings 2:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Aoka i Abisaga sonemita homena ho vadin’i Adonia rahalahinao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Aoka homena ho vadin’i Adoniasa rahalahinao i Abisaga Sonamita.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ravehivavy: –Aoka homena an’i Adônià rahalahinao i Abisaga avy any Sonema mba ho vadiny.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy izy: Aoka Abisaga Sonemita homena ho vadin'i Adonia rahalahinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Aoka i Abisaga sonemita homena ho vadin’i Adonia rahalahinao.
malagasy
Dia hoy izy: Aoka Abisaga Sonemita homena ho vadin'i Adonia rahalahinao.