1 Kings 2:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa namaly ny reniny i Solomona mpanjaka hoe: Nahoana ianao no mangataka an’i Abisaga sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ary ny fanjakana fa izy no zokiko, dia ho azy sy i Abiatara mpisorona ary ho an’i Joaba, zanak’i Zeroia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Salômôna mpanjaka tamin-dreniny: «Ahoana no angatahanao an’i Abisaga Sonamita ho an’i Adoniasa? Angataho ho azy koa ny fanjakana; fa izy rahateo no zokiko, dia ho azy sy ho an’i Abiatara mpisorona ary ho an’i Jôaba zanak’i Sarvià.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy i Salômôna namaly an-dreniny: –Nahoana ianao no mangataka an’i Abisaga avy any Sonema ho an’i Adônià? Angataho ho azy koa ny fanjakana satria izy no zokiko; dia ho azy izany sy ho an’i Abiatara mpisorona ary ho an’i Jôaba zanakalahin’i Tseroià?
Malagasy Bible 1865
Fa Solomona mpanjaka namaly ka nanao tamin-dreniny hoe: Nahoana ianao no mangataka an'i Abisaga Sonemita ho an'i Adonia; angataho ho azy koa ary ny fanjakana, fa izy no zokiko, dia ho azy sy Abiatara mpisorona ary ho an'i Joaba, zanak'i Zeroia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa namaly ny reniny i Solomona mpanjaka hoe: Nahoana ianao no mangataka an’i Abisaga sonemita ho an’i Adonia? Angataho ho azy koa ary ny fanjakana fa izy no zokiko, dia ho azy sy i Abiatara mpisorona ary ho an’i Joaba, zanak’i Zeroia.
malagasy