1 Kings 2:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny, raha velona koa NY TOMPO, izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida raiko sady nanome ahy fara handimby araka izay nolazainy, dia hovonoina anio ihany i Adonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa ankehitriny, velona i Iaveh ilay nampiorina sy nampipetraka ahy eo amin’ny seza fiandrianan’i Davida raiko, sady nanorina trano ho ahy, araka ny voalazany rahateo, dia hovonoin-ko faty ihany i Adoniasa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velona ny TOMPO Izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida raiko sady nampanantena ho ahy sy ny taranako ny fahefà-manjaka, koa mianiana aho fa tsy maintsy maty anio ihany i Adônià!
Malagasy Bible 1865
Koa ankehitriny, raha velona koa Jehovah, Izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin'ny seza fiandrianan'i Davida raiko sady nanome ahy fara handimby araka izay nolazainy, dia hatao maty anio ihany Adonia.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny, raha velona koa NY TOMPO, izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin’ny sezafiandrianan’i Davida raiko sady nanome ahy fara handimby araka izay nolazainy, dia hovonoina anio ihany i Adonia.
malagasy
Koa ankehitriny, raha velona koa Jehovah, Izay nampitoetra sy nametraka ahy teo amin'ny seza fiandrianan'i Davida raiko sady nanome ahy fara handimby araka izay nolazainy, dia hatao maty anio ihany Adonia.[Heb. nanao trano ho ahy]