1 Kings 2:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary i Solomona mpanjaka dia naniraka an’i Benaia, zanak’i Joiada, hamono an’i Adonia ho faty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nanendry an’i Banaiasa zanak’i Jôiadasa i Salômôna mpanjaka; nasian’io Adoniasa dia maty.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary i Salômôna naniraka an’i Benaià zanakalahin’i Jôiadà mba hamely azy. Dia maty tokoa i Adônià.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona mpanjaka naniraka an'i Benaia, zanak'i Joiada; ary izy namely azy ho faty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary i Solomona mpanjaka dia naniraka an’i Benaia, zanak’i Joiada, hamono an’i Adonia ho faty.
malagasy
Ary Solomona mpanjaka naniraka an'i Benaia, zanak'i Joiada; ary izy namely azy ho faty.