1 Kings 2:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary naongan’i Solomona tsy ho mpisoron’NY TOMPO i Abiatara, mba hahatanteraka ny tenin’NY TOMPO, dia ilay nolazainy tao Silo ny amin’ny taranak’i Ely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nesorin’i Salômôna tsy ho mpisoron’i Iaveh intsony i Abiatara, ary tanterany tamin’izay ilay nolazain’i Iaveh tany Silao ny amin’ny fianakavian’i Helì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naongan’i Salômôna tsy ho mpisoron’ny TOMPO intsony i Abiatara; ka dia tanteraka ny teny nolazain’ny TOMPO tao Silao ny amin’ny taranak’i Helỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary Solomona dia nanongana an'i Abiatara tsy ho mpisoron'i Jehovah, ka dia nahatanteraka ny tenin'i Jehovah, ilay nolazainy tao Silo ny amin'ny taranak'i Ely, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary naongan’i Solomona tsy ho mpisoron’NY TOMPO i Abiatara, mba hahatanteraka ny tenin’NY TOMPO, dia ilay nolazainy tao Silo ny amin’ny taranak’i Ely.
malagasy
Ary Solomona dia nanongana an'i Abiatara tsy ho mpisoron'i Jehovah, ka dia nahatanteraka ny tenin'i Jehovah, ilay nolazainy tao Silo ny amin'ny taranak'i Ely, izy.