1 Kings 2:34 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra i Benaia, zanak’i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin’ny fonenany tany an-tany efitra izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra i Banaiasa zanak’i Jôiadasa, ka namely an’i Jôaba sy nahafaty azy, ary nalevina tany amin’ny fonenany tany an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina niakatra tany amin’i Jôaba i Benaià zanakalahin’i Jôiadà ka namely sy nahafaty azy; ary dia nalevina tao amin’ny toeram-ponenany tany an-taniefitra izy.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra Benaia, zanak'i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin'ny fonenany tany an-efitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra i Benaia, zanak’i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin’ny fonenany tany an-tany efitra izy.
malagasy
Dia niakatra Benaia, zanak'i Joiada, ka namely azy ho faty; ary nalevina tao amin'ny fonenany tany an-efitra izy.