1 Kings 2:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy i Simey tamin’ny mpanjaka: Tsara izany teny izany! Araka izay nolazain’ny mpanjaka tompoko teo no hataon’ny mpanomponao. Dia nitoetra ela tany Jerosalema i Simey.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Namaly ny mpanjaka i Semeià nanao hoe: «Tsara izany teny izany, ka hanao araka izany voalazan’ny mpanjaka tompoko izany ny mpanomponao.» Dia nitoetra andro maro be tany Jerosalema i Semeià.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy i Simehỳ tamin’ny mpanjaka: –Tsara izany, ry andriamanjaka, fa araka izay nolazainao no hataoko. Dia nitoetra ela tao Jerosalema i Simehỳ.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Simey tamin'ny mpanjaka: Tsara izany teny izany; araka izany nolazain'ny mpanjaka tompoko Izany no hataon'ny mpanomponao. Ary Simey nitoetra ela tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy i Simey tamin’ny mpanjaka: Tsara izany teny izany! Araka izay nolazain’ny mpanjaka tompoko teo no hataon’ny mpanomponao. Dia nitoetra ela tany Jerosalema i Simey.
malagasy
Ary hoy Simey tamin'ny mpanjaka: Tsara izany teny izany; araka izany nolazain'ny mpanjaka tompoko Izany no hataon'ny mpanomponao. Ary Simey nitoetra ela tany Jerosalema.