1 Kings 2:39 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka telo taona mipaka dia nisy mpanompon’i Simey roa lahy nandositra ho any amin’i Akisy, zanak’i Maka mpanjakan’i Gata. Ary nisy nanambara tamin’i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo nony afaka telo taona, dia sendra nandositra ny mpanompon’i Semeià roa lahy, tany amin’ny Akisa, zanak’i Maakà, mpanjakan’i Geta. Dia nilazana izany i Semeià, natao hoe: «Indro any Geta ny mpanomponao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo telo taona taorian’izany, dia nisy mpanompon’i Simehỳ roa lahy nandositra ho any amin’i Akisa zanakalahin’i Mahekà sady mpanjakan’i Gata. Rehefa nilazana i Simehỳ fa indreo any Gata ny mpanompony,
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka telo taona mipaka, dia nisy roa lahy mpanompon'i Simey, nandositra ho any amin'i Akisy, zanak'i Maka mpanjakan'i Gata. Ary nisy nanambara tamin'i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka telo taona mipaka dia nisy mpanompon’i Simey roa lahy nandositra ho any amin’i Akisy, zanak’i Maka mpanjakan’i Gata. Ary nisy nanambara tamin’i Simey hoe: Indreo, any Gata ny mpanomponao.
malagasy