1 Kings 2:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nanisy lasely ny borikiny i Simey ka nankany Gata ho any amin’i Akisy hitady ny mpanompony; dia niverina nitondra ny mpanompony avy tany Gata i Simey.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana i Semeià, nankany amin’i Akisa, any Geta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia nanisy lasely ny borikiny izy, ka niainga nankany Gata ho any amin’i Akisa haka ny mpanompony. Dia nitodi-doha niverina niaraka tamin’ny mpanompony i Simehỳ.
Malagasy Bible 1865
Dia nitsangana Simey nanisy lasely ny borikiny ka nankany Gata ho any amin'i Akisy hitady ny mpanompony, dia lasa nody Simey nitondra ny mpanompony avy tany Gata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nanisy lasely ny borikiny i Simey ka nankany Gata ho any amin’i Akisy hitady ny mpanompony; dia niverina nitondra ny mpanompony avy tany Gata i Simey.
malagasy
Dia nitsangana Simey nanisy lasely ny borikiny ka nankany Gata ho any amin'i Akisy hitady ny mpanompony, dia lasa nody Simey nitondra ny mpanompony avy tany Gata.