1 Kings 2:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nisy nanambara tamin’i Solomona ny nialan’i Simey tao Jerosalema hankany Gata sy ny niverenany indray.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nambara tamin’i Salômôna, fa niala tao Jerosalema i Semeià nankany Geta, ka efa tafaverina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy nanambara tamin’i Salômôna ny nankanesan’i Simehỳ tany Gata sy ny niverenany indray tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary nambara tamin'i Solomona ny nialan'i Simey tany Jerosalema hankany Gata sy ny niveranany indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nisy nanambara tamin’i Solomona ny nialan’i Simey tao Jerosalema hankany Gata sy ny niverenany indray.
malagasy
Ary nambara tamin'i Solomona ny nialan'i Simey tany Jerosalema hankany Gata sy ny niveranany indray.