1 Kings 2:43 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa nahoana ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin’NY TOMPO sy ny didy izay nomeko anao?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka nahoana àry ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin’i Iaveh sy ny didy nomeko anao?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa nahoana ianao no tsy nitana ny fianianana natao tamin’ny TOMPO? Nahoana no tsy notandremanao ny didy izay nomeko anao?
Malagasy Bible 1865
Koa nahoana ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin'i Jehovah sy ny didy izay nandidiako anao?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa nahoana ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin’NY TOMPO sy ny didy izay nomeko anao?
malagasy
Koa nahoana ianao no tsy nitandrina ny fianianana tamin'i Jehovah sy ny didy izay nandidiako anao?