1 Kings 2:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: Ianao dia mahafantatra ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko, eny, tsaroan’ny fonao izany; koa hatsingerin’NY TOMPO amin’ny lohanao ny haratsianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’i Semeià: «Fantatrao, eny fantatry ny fonao, ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko, ka hatsingerin’i Iaveh amin’ny lohanao ny haratsianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simehỳ: –Fantatrao ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko; eny, tsaroan’ny fonao izany; ka dia hataon’ny TOMPO manody anao ny haratsianao.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa ny mpanjaka tamin'i Simey: ianao mahalala ny ratsy rehetra nataonao tamin'i Davida raiko, eny, tsaroan'ny fonao izany, ka dia hatsingerin'i Jehovah amin'ny lohanao ny haratsianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy koa ny mpanjaka tamin’i Simey: Ianao dia mahafantatra ny ratsy rehetra nataonao tamin’i Davida raiko, eny, tsaroan’ny fonao izany; koa hatsingerin’NY TOMPO amin’ny lohanao ny haratsianao.
malagasy
Ary hoy koa ny mpanjaka tamin'i Simey: ianao mahalala ny ratsy rehetra nataonao tamin'i Davida raiko, eny, tsaroan'ny fonao izany, ka dia hatsingerin'i Jehovah amin'ny lohanao ny haratsianao.