1 Kings 2:45 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hotahina kosa i Solomona mpanjaka, ary ny sezafiandrianan’i Davida dia hampitoerina eo anatrehan’NY TOMPO mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Salômôna mpanjaka kosa hambinina ary ny seza fiandrianan’i Davida hatao mafy orina mandrakizay eo anatrehan’i Iaveh.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izaho Salômôna mpanjaka kosa hotahina; ary ny sezafiandrianan’i Davida hampitoerina mandrakizay eo anatrehan’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Fa hotahina kosa Solomona mpanjaka, ary ny seza fiandrianan'i Davida hampitoerina eo anatrehan'i Jehovah mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hotahina kosa i Solomona mpanjaka, ary ny sezafiandrianan’i Davida dia hampitoerina eo anatrehan’NY TOMPO mandrakizay.
malagasy
Fa hotahina kosa Solomona mpanjaka, ary ny seza fiandrianan'i Davida hampitoerina eo anatrehan'i Jehovah mandrakizay.Ary ny mpanjaka nandidy an'i Benaia, zanak'i Joiada, dia nivoaka izy ka namely an'i Simey ho faty. Ary ny fanjakana dia naorina teo an-tànan'i Solomona.