1 Kings 2:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa miasà araka ny fahendrenao ary aza avela hidina any amin’ny fitoeran’ny maty amin’ny fiadanana ny volofotsiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izay azon’ny fahendrenao no ataovy, fa aza avela hidina amim-piadanana any amin’ny fonenan’ny maty ny volo fotsiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa araka ny fahendrenao no ataovy, ary aza avela ho tratra antitra amim-piadanana izy no hidina any amin’ny toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Koa manaova araka ny fahendrenao, ary aza avela hidina any amin'ny fiainan-tsi-hita amin'ny fiadanana ny volo fotsiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa miasà araka ny fahendrenao ary aza avela hidina any amin’ny fitoeran’ny maty* amin’ny fiadanana ny volofotsiny.
malagasy
Koa manaova araka ny fahendrenao, ary aza avela hidina any amin'ny fiainan-tsi-hita amin'ny fiadanana ny volo fotsiny.[Heb: Sheola]