1 Kings 2:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa ny zanak’i Barizilay gileadita kosa dia asio soa, ary avelao izy mba ho isan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao; fa hanao soa toy izany no nankanesan’ireo tany amiko fony nandositra an’i Absaloma rahalahinao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ireo zanak’i Berzelaia galaadita kosa dia hanehoy fitiavana ka aoka ho isan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao izy ireo, fa tahaka izany koa no nanatonany ahy, fony aho nandositra teo anoloan’i Absalôma rahalahinao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ireo zanakalahin’i Barzilay avy any Gilehada kosa dia asio soa ary aoka izy hihinana eo amin’ny latabatrao, satria tonga namonjy ahy izy fony aho nandositra an’i Absalôma rahalahinao.
Malagasy Bible 1865
Fa ny zanak'i Barzilay Gileadita kosa dia asio soa, ka avelao mba ho isan'izay mihinana eo amin'ny latabatrao izy; fa hanao soa toy izany no nankanesan'ireo tany amiko, fony nandositra an'i Absaloma rahalahinao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa ny zanak’i Barizilay gileadita kosa dia asio soa, ary avelao izy mba ho isan’izay mihinana eo amin’ny latabatrao; fa hanao soa toy izany no nankanesan’ireo tany amiko fony nandositra an’i Absaloma rahalahinao aho.
malagasy