1 Kings 2:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa aza ataonao afa-tsiny izy; fa lehilahy hendry ianao ka fantatrao izay tokony hanaovanao azy. Amin’ny ra alatsaka no hampidinanao ny volofotsiny ho any amin’ny fitoeran’ny maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ankehitriny aza avela ho afa-maina anefa izy, fa olon-kendry ianao, ka mahalala izay tokony hanaovanao azy. Fandatsahan-dra no ampidinanao ny volo fotsiny any amin’ny fonenan’ny maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa ankehitriny, aza atao afa-maina izy, fa lehilahy hendry ianao ka mahafantatra izay tokony hanaovana azy; na dia efa antitra aza izy, dia amin’ny fandatsahan-dra no hampidinanao azy any amin’ny toeran’ny maty.
Malagasy Bible 1865
Koa aza ataonao afa-tsiny izy; fa lehilahy hendry ianao, ka fantatrao izay tokony hanaovanao azy, ka amin'ny fandatsahan-drà no hampidinanao ny volo fotsiny ho any amin'ny fiainan-tsi-hita.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa aza ataonao afa-tsiny izy; fa lehilahy hendry ianao ka fantatrao izay tokony hanaovanao azy. Amin’ny ra alatsaka no hampidinanao ny volofotsiny ho any amin’ny fitoeran’ny maty.
malagasy
Koa aza ataonao afa-tsiny izy; fa lehilahy hendry ianao, ka fantatrao izay tokony hanaovanao azy, ka amin'ny fandatsahan-drà no hampidinanao ny volo fotsiny ho any amin'ny fiainan-tsi-hita.[Heb. Sheola]