1 Kings 20:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary namaly ny mpanjakan’ny Israely hoe: Izao no holazainareo aminy: Aoka izay vao misikina hiady mba tsy hirehareha toy izay efa mamaha fehikibo avy niady!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao kosa no navalin’ny mpanjakan’i Israely nataony hoe: «Lazao aminy hoe: Aoka izay mbola mitafy ny fiadiany, tsy hirehareha toy ny efa nametraka ny azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny navalin’ny mpanjakan’i Israely: –Ampahatsiahivo an’i Bena-Hadada izay voalazan’ny ohabolana hoe: «Aoka izay vao miainga hiantafika tsy hirehareha toy ny efa avy nandresy.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely namaly hoe: Izao no holazainao aminy: Aoka izay vao misikina tsy mba hirehareha tahaka ny efa mamaha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary namaly ny mpanjakan’ny Israely hoe: Izao no holazainareo aminy: Aoka izay vao misikina hiady mba tsy hirehareha toy izay efa mamaha fehikibo avy niady!
malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely namaly hoe: Izao no holazainao aminy: Aoka izay vao misikina tsy mba hirehareha tahaka ny efa mamaha.