1 Kings 20:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Beny-Hadada izany teny izany, raha mbola nisotro tao amin’ny trano rantsan-kazo izy sy ireo mpanjaka, dia hoy izy tamin’ny mpanompony: Milahara ianareo! Dia nilahatra hanafika ny tanàna ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niara-nisotro tamin’ireo mpanjaka, tao an-trano rantsan-kazo i Benadaba no nandre izany valin-teny izany; ka hoy izy tamin’ny mpanompony: «Milahara hiady ianareo.» Dia nilahatra hamely ny tanàna izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Teo am-pisotroana niaraka tamin’ny mpanjaka hafa tao an-day i Bena-Hadada raha nahazo izany valinteny izany; koa nomeny baiko avy hatrany ny manamboninahiny mba hiomana hanafika ny tanàna. Dia nioman-kanao izany ireo.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Beni-hadada izany teny izany, raha mbola nisotro tao an-trano rantsan-kazo izy sy ireo mpanjaka, dia hoy izy tamin'ny mpanompony: Milahara ianareo. Ary dia nilahatra hamely ny tanàna izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Beny-Hadada izany teny izany, raha mbola nisotro tao amin’ny trano rantsan-kazo izy sy ireo mpanjaka, dia hoy izy tamin’ny mpanompony: Milahara ianareo! Dia nilahatra hanafika ny tanàna ireo.
malagasy