1 Kings 20:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, nisy mpaminany iray nanatona an’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, ka niteny hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Hitanao va ireo vahoaka marobe rehetra ireo? Indro, hatolotro eo an-tananao ireo anio, dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro kosa nisy mpaminany nanatona an’i Akaba, mpanjakan’i Israely nanao hoe: «Izao no tenin’i Iaveh: Hitanao ireo vahoaka be rehetra ireo: Indro hatolotro eo an-tananao anio, dia ho fantatrao fa i Iaveh Aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nisy mpaminany nanatona an’i Ahaba mpanjakan’i Israely ka nanao hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Hitanao va ireo miaramila marobe ireo? Hatolotro eo an-tananao ireo anio, ka dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, nisy mpaminany nanatona an'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, ka nanao hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Hitanao va ireo olona maro be rehetra ireo? Indro, hatolotro eo an-tananao ireo anio; dia ho fantatrao fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, nisy mpaminany iray nanatona an’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, ka niteny hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Hitanao va ireo vahoaka marobe rehetra ireo? Indro, hatolotro eo an-tananao ireo anio, dia ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.
malagasy