1 Kings 20:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga izy ireo tamin’ny mitataovovonana. Fa nisotro i Beny-Hadada ka mamo tao amin’ny trano rantsan-kazo izy sy ireo mpanjaka roa amby telopolo izay nanampy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nivoaka hamely izy ireo, nony nitataovovonana ny andro, ary i Benadaba mbamin’ireo mpanjaka 32 nanampy azy dia mbola nisotro sy nimamo tao an-trano rantsan-kazo tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao fanafihana izy tamin’ny mitataovovonana, raha ilay nisotro ka mamo tao an-day iny i Bena-Hadada sy ny mpanjaka 32 mpanampy azy.
Malagasy Bible 1865
Ary nivoaka izy nony nitataovovonana ny andro. Fa Beni-hadada nisotro ho mamo tao an-trano rantsan-kazo, dia izy sy ireo mpanjaka roa amby telo-polo izay nanampy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga izy ireo tamin’ny mitataovovonana. Fa nisotro i Beny-Hadada ka mamo tao amin’ny trano rantsan-kazo izy sy ireo mpanjaka roa amby telopolo izay nanampy azy.
malagasy
Ary nivoaka izy nony nitataovovonana ny andro. Fa Beni-hadada nisotro ho mamo tao an-trano rantsan-kazo, dia izy sy ireo mpanjaka roa amby telo-polo izay nanampy azy.