1 Kings 20:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy izy: Na ho avy hihavana izy, na ho avy hiady, dia ataovy sambo-belona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy izy: «Raha avy hihavana izy ataovy sambo-belona; raha avy hiady izy ataovy sambo-belona.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy hoe: –Na fihavanana na ady no hiaviany, dia ataovy sambo-belona izy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy izy: Na ho avy hihavana izy, na ho avy hiady, dia ataovy sambo-belona!
malagasy
Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.