1 Kings 20:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka avy tao an-tanàna ary ny zatovon’ireo komandin’ny fari-piadidiana sy ny miaramila izay nanaraka azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tafavoaka ny tanàna ny mpanompon’ny lehiben’ny isam-pizaran-tany mbamin’ny foloalindahy nanaraka aorian’ireo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nivoaka ny tanàna ny zatovo voafantina sy ny miaramila nanaraka azy,
Malagasy Bible 1865
Dia nivoaka avy tao an-tanàna ireo zatovon'ny komandin'ny fanapahana isan-totony ireo sy ny miaramila izay nanaraka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka avy tao an-tanàna ary ny zatovon’ireo komandin’ny fari-piadidiana sy ny miaramila izay nanaraka azy.
malagasy
Dia nivoaka avy tao an-tanàna ireo zatovon'ny komandin'ny fanapahana isan-totony ireo sy ny miaramila izay nanaraka azy.