1 Kings 20:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandefa iraka ho any amin’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, tany an-tanàna, izy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandefa iraka nankao an-tanàna, ao amin’i Akaba, mpanjakan’i Israely izy, hilaza aminy hoe: «Izao no tenin’i Benadaba:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nandefa iraka tany an-tanàna ho any amin’i Ahaba mpanjakan’i Israely izy
Malagasy Bible 1865
Ary nandefa iraka ho any amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, tany an-tanàna izy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandefa iraka ho any amin’i Ahaba, mpanjakan’ny Israely, tany an-tanàna, izy
malagasy
Ary nandefa iraka ho any amin'i Ahaba, mpanjakan'ny Isiraely, tany an-tanàna izy