1 Kings 20:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nivoaka ny mpanjakan’ny Israely ary namely ny soavaly sy ny kalesy fitondra miady ka nahafatesany be dia be ny Arameana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nivoaka ny mpanjakan’i Israely; nasiany avokoa ny soavaly sy ny kalesy, ka nasiany tamin’ny fandresena mafy ny Sirianina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nivoaka nanafika koa ny mpanjakan’i Israely ka namely ny mpitaingin-tsoavaly mbamin’ny kalesy; ary dia marobe ny Sirianina matiny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely nivoaka, dia namely: ny an-tsoavaly sy ny an-kalesy, ka nahafatesany be dia be ny Syriana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nivoaka ny mpanjakan’ny Israely ary namely ny soavaly sy ny kalesy fitondra miady ka nahafatesany be dia be ny Arameana.
malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely nivoaka, dia namely: ny an-tsoavaly sy ny an-kalesy, ka nahafatesany be dia be ny Syriana.