1 Kings 20:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony niherina ny taona dia nandamina ny Arameana i Beny-Hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony niherina ny taona, nampanao matso ny Sirianina indray i Benadaba dia niakatra nankany Afeka, hiady amin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa niherina ny taona, dia nampanaovin’i Bena-Hadada matso ny tafika sirianina ka nentiny hankany Afeka hiady amin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nony niherina ny taona, dia nandamina ny Syriana Beni-hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin'ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony niherina ny taona dia nandamina ny Arameana i Beny-Hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin’ny Israely.
malagasy
Ary nony niherina ny taona, dia nandamina ny Syriana Beni-hadada ka niakatra nankany Afeka hiady amin'ny Isiraely.