1 Kings 20:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
hilaza aminy hoe: Izao no lazain’i Beny-Hadada: Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy; ary ny vady aman-janakao, na dia ny tsara tarehy indrindra aza, dia ahy koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
‹Ahy ny volafotsy sy volamenanao, ahy ny vadinao sy ny zanakao tsara indrindra.›
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hanao aminy hoe: «Izao no lazain’i Bena-Hadada: Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy, ary toraka izany koa ny vady aman-janakao izay tsara indrindra dia ahy.»
Malagasy Bible 1865
hanao aminy hoe: Izao no lazain'i Beni-hadada: Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy; ary ny vadinao aman-janakao, na dia ny tsara tarehy indrindra aza, dia ahy koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
hilaza aminy hoe: Izao no lazain’i Beny-Hadada: Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy; ary ny vady aman-janakao, na dia ny tsara tarehy indrindra aza, dia ahy koa.
malagasy
hanao aminy hoe: Izao no lazain'i Beni-hadada: Ny volafotsinao sy ny volamenanao dia ahy; ary ny vadinao aman-janakao, na dia ny tsara tarehy indrindra aza, dia ahy koa.