1 Kings 20:37 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nahita lehilahy hafa indray ilay mpaminany ka niteny hoe: Miangavy anao aho, kapohy aho! Ary nikapoka azy ilay lehilahy ka naharatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nahita lehilahy hafa indray izy, ka nanao taminy hoe: «Masìna ianao, vonoy aho!» Ary nasian-dralehilahy izay izy, ka naratrany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Sendra olon-kafa indray ilay mpaminany ka niteny taminy hoe: –Asio aho! Dia nasian’ilehio izy ka naratra.
Malagasy Bible 1865
Ary nahita lehilahy hafa indray ralehilahy ka nanao hoe: Masìna ianao, asio aho. Ary ilay lehilahy namely azy, dia voa izy ka naratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nahita lehilahy hafa indray ilay mpaminany ka niteny hoe: Miangavy anao aho, kapohy aho! Ary nikapoka azy ilay lehilahy ka naharatra azy.
malagasy
Ary nahita lehilahy hafa indray ralehilahy ka nanao hoe: Masìna ianao, asio aho. Ary ilay lehilahy namely azy, dia voa izy ka naratra.