1 Kings 20:38 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia lasa ilay mpaminany ka niandry ny mpanjaka teny an-dalana, ary nasiany fehiloha tamin’ny masony mba tsy hahafantarana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’izay ity mpaminany, dia nipetraka teny amin’ny lalana halehan’ny mpanjaka, ary niova endrika izy fa nasiany bandy teo ambony masony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa lasa ilay mpaminany nipetraka teo amoron-dalana niandry izay handalovan’ny mpanjaka, ary notakonany volon-doha ny handriny mba tsy hahafantarany azy.
Malagasy Bible 1865
Dia lasa ilay mpaminany ka niandry ny mpanjaka teny an-dalana, ary nasiany fehiloha tamin'ny handriny tsy hahafantarany azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia lasa ilay mpaminany ka niandry ny mpanjaka teny an-dalana, ary nasiany fehiloha tamin’ny masony mba tsy hahafantarana azy.
malagasy
Dia lasa ilay mpaminany ka niandry ny mpanjaka teny an-dalana, ary nasiany fehiloha tamin'ny handriny tsy hahafantarany azy.