1 Kings 20:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely hoe: Eny, marina ny teninao, ry mpanjaka tompoko ô! Anao aho sy izay rehetra ananako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia izao no navalin’ny mpanjakan’i Israely: ‹Eny, ry mpanjaka tompoko ô, anao aho sy izay rehetra ananako, araka ny voalazanao.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary ny mpanjakan’i Israely namaly hoe: «Araka ny teninao, ry andriamanjaka, dia anao ny tenako sy izay rehetra ananako.»
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely namaly hoe: Eny marina ny teninao ry mpanjaka tompoko ô: anao aho sy izay rehetra ananako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy ny mpanjakan’ny Israely hoe: Eny, marina ny teninao, ry mpanjaka tompoko ô! Anao aho sy izay rehetra ananako.
malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely namaly hoe: Eny marina ny teninao ry mpanjaka tompoko ô: anao aho sy izay rehetra ananako.