1 Kings 20:40 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanjo nony nikeninkenina tetsy sy teroa ny mpanomponao dia lasa izy. Hoy ny mpanjakan’ny Israely taminy: Ho tahaka izany ihany no hitsarana anao; ny tenanao ihany no nilaza izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo ny mpanomponao mbola variana tatsỳ sy taroa, ilay olona lasa!» Dia hoy ny mpanjakan’i Israely taminy: «Izany no hitsarana anao, ianao ihany no namoaka ny teny fitsarana.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanjo raha mbola sahirana nivezivezy tetsy sy teroa iny aho, dia lasa nitsoaka izy. Dia hoy ny mpanjakan’i Israely taminy: –Ianao ihany izany no nilaza ny fanamelohana ny tenanao.
Malagasy Bible 1865
Kanjo nony nikeninkenina tetsy sy teroa ny mpanomponao, dia lasa izy. Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely taminy: Ho tahaka izany ihany no hitsarana anao; ny tenanao no nilaza izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanjo nony nikeninkenina tetsy sy teroa ny mpanomponao dia lasa izy. Hoy ny mpanjakan’ny Israely taminy: Ho tahaka izany ihany no hitsarana anao; ny tenanao ihany no nilaza izany.
malagasy
Kanjo nony nikeninkenina tetsy sy teroa ny mpanomponao, dia lasa izy. Ary hoy ny mpanjakan'ny Isiraely taminy: Ho tahaka izany ihany no hitsarana anao; ny tenanao no nilaza izany.