1 Kings 20:41 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nesoriny haingana ilay fehiloha tamin’ny masony ka fantatry ny mpanjakan’ny Israely fa isan’ny mpaminany izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niaraka amin’izay kosa nesorin’ity mpaminany ny bandy teo ambony masony, ka fantatry ny mpanjakan’i Israely fa isan’ny mpaminany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nakarin’ilay mpaminany haingana ny volon-doha nanakona ny handriny, ka fantatry ny mpanjakan’i Israely fa isan’ny andia-mpaminany izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nesoriny haingana ilay fehi-loha tamin'ny handriny; ka dia fantatry ny mpanjakan'ny Isiraely fa isan'ny mpaminany izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nesoriny haingana ilay fehiloha tamin’ny masony ka fantatry ny mpanjakan’ny Israely fa isan’ny mpaminany izy.
malagasy
Ary nesoriny haingana ilay fehi-loha tamin'ny handriny; ka dia fantatry ny mpanjakan'ny Isiraely fa isan'ny mpaminany izy.