1 Kings 20:43 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nandeha ho any an-tranony sady maloka tarehy no sosotra ny mpanjakan’ny Israely, dia tonga tany Samaria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanjombona sady sosotra ny mpanjakan’i Israely no nandeha nody, dia tonga tany Samaria.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nalahelo sady tezitra ny mpanjakan’i Israely no niverina sady nody tany an-tranony, tao Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely nandeha ho any an-tranony sady nalahelo no sosotra, dia tonga tany Samaria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nandeha ho any an-tranony sady maloka tarehy no sosotra ny mpanjakan’ny Israely, dia tonga tany Samaria.
malagasy
Ary ny mpanjakan'ny Isiraely nandeha ho any an-tranony sady nalahelo no sosotra, dia tonga tany Samaria.