1 Kings 20:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niverina indray ny iraka ka nilaza hoe: Izao no tenin’i Beny-Hadada: Nandefa iraka tatỳ aminao aho hilaza hoe: Ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vady aman-janakao dia omeo ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa niverina indray ny iraka, nilaza hoe: «Izao no lazain’i Benadaba: Nampilaza taminao aho hoe: Atolory ahy ny volafotsy sy ny volamenanao, mbamin’ny vady aman-janakao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niverina indray ny iraka ka nanao hoe: «Izao no tenin’i Bena-Hadada: Nampilaza tatỳ aminao aho ny hanomezanao ahy ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vady aman-janakao.
Malagasy Bible 1865
Dia niverina indray ny iraka ka nanao hoe: Izao no tenin'i Beni-hadada: Naniraka tatỳ aminao aho nanao hoe: Ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vadinao aman-janakao dia omeo ahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niverina indray ny iraka ka nilaza hoe: Izao no tenin’i Beny-Hadada: Nandefa iraka tatỳ aminao aho hilaza hoe: Ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vady aman-janakao dia omeo ahy.
malagasy
Dia niverina indray ny iraka ka nanao hoe: Izao no tenin'i Beni-hadada: Naniraka tatỳ aminao aho nanao hoe: Ny volafotsinao sy ny volamenanao ary ny vadinao aman-janakao dia omeo ahy;