1 Kings 20:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: Aza mihaino na manaiky azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra tamin’i Akaba: «Aza mihaino na manaiky akory.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: –Aza mihaino azy ary aza manaiky!
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: Aza mihaino na manaiky.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: Aza mihaino na manaiky azy.
malagasy
Ary hoy ny loholona sy ny vahoaka rehetra taminy: Aza mihaino na manaiky.