1 Kings 21:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niantso andro fifadian-kanina tokoa izy ireo ka nametraka an’i Nabota teny aloha teo amin’ny vahoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niantso andro fifadian-kanina izy, napetrany teo alohan’ny vahoaka i Nabôta,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niantso andro fifadian-kanina izy ka i Nabôta no nasainy nitarika ny vahoaka.
Malagasy Bible 1865
Dia niantso andro fifadian-kanina izy ka nametraka an'i Nabota teo anatrehan'ny olona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niantso andro fifadian-kanina tokoa izy ireo ka nametraka an’i Nabota teny aloha teo amin’ny vahoaka.
malagasy
Dia niantso andro fifadian-kanina izy ka nametraka an'i Nabota teo anatrehan'ny olona.