1 Kings 21:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandefa iraka tany amin’i Jezebela izy ireo hilaza hoe: Efa voatora-bato i Nabota ka maty.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia naniraka tany amin’i Jezabela izy ireo, nilaza hoe: «Notoraham-bato i Nabôta ka maty.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary naniraka olona hilaza amin’i Jezebela ny manampahefana tao an-tanàna fa notoraham-bato i Nabôta ka maty.
Malagasy Bible 1865
Dia naniraka tany amin'i Jezebela izy ireo ka nanao hoe: Efa notoraham-bato Nabota ka maty.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandefa iraka tany amin’i Jezebela izy ireo hilaza hoe: Efa voatora-bato i Nabota ka maty.
malagasy
Dia naniraka tany amin'i Jezebela izy ireo ka nanao hoe: Efa notoraham-bato Nabota ka maty.